Miangavy LÔLA

Miangavy LÔLA

MIANGAVY br br 1. br br Lay fotsana kely br Niarahantsika roa br Hita fa samy nankafy tokoa br Fakandrivotro fahy no nandolavana br Zaho tsy nahafohy br Ianao nandao br Taty ambanivohitra aho br Fianao antanandehibe br Toa zary nifanohitra br Ilay fitia no zavadahibe br Ianao no nanonjy fodiana br F'izaho no toa farariana br Tsy zakako tokoa br Marary ny andoha br br Refrain (x2) br br Miangavy br Mitalao aminao br Aza hariana br Tsarovy fa misy olona iray tsy br Manadino br Raha izaho manokana br Dia mbola tokana br Ny ato anpoko br Ny ato antsaiko br Ianao no lalaiko br br 2.


User: randriantsara

Views: 23

Uploaded: 2007-02-05

Duration: 04:12

Your Page Title