Andao indray - Njakatiana

Andao indray - Njakatiana

Andao indray br br Satriko raha hifampitaona indray anio br Nandrasako raha io fiarahana io br Zarako aza raha misy hanalana asa loha br hidobohan'ny fo br Efa voly indray ny tena ka dia may br ny hihaona indray aiza ialahy br br Inty aho vonona hanaraka anareo ka tsy ho leo br F'efa mangetaheta rahateo. br br Andao indray hanao mozika izay nampiray hatrizay br Handresy ireo adim-piainana efa mankaleo br 'Zay gadona atao hanome fifaliana vaovao br Ny melodia kosa indray hampiaina ny fo sy fanahy br br Satriko raha hifampitaona indray anio br Nandrasako raha io fiarahana io br Zarako aza raha misy hanalana asa loha br hidobohan'ny fo br Efa voly indray ny tena ka dia may br ny hihaona indray aiza ialahy br br Inty aho vonona hanaraka anareo ka tsy ho leo br F'efa mangetaheta rahateo.


User: AmiUniKool

Views: 18

Uploaded: 2007-03-07

Duration: 05:06

Your Page Title