Ry loloko ô - FITIAVANA MARINA

Ry loloko ô - FITIAVANA MARINA

Ry loloko ô br br Nolazainao lavitry ny maso lavitry ny fo br Nolazainao fa ny tsara eny mety adino br Nolazainao hitanao fa mbola tiana izy br Lay tovovavy zay nomeko anaram-bositra hoe br br Ry loloko ô (2) ry loloko ô (2) br Afaka iray volana aho dia hiverina indray br Ry loloko ô (2) ry loloko ô (2) br Eo anilanao no mitoetra br br Ny fitiavantsika hery lehibe dia lehibe br Ka ny lanitra no mitahy azy amin'izao fotoana izao br Noho izay nolazainao hitanao fa mbola tiako izy br Ilay tovovay iray izay nofihiniko br br Ry loloko ô (2) ry loloko ô (2) br Afaka iray volana aho dia hiverina indray br Ry loloko ô (2) ry loloko ô (2) br Eo anilanao no mitoetra br br Ny ranomasina dia kely dia kely br Anatrehan'ny fo roa mifankatia br Noho zay nolazainao hitanao fa mbola tiako izy br Ilay tovovay iray izay izay norohako br br Ry loloko ô (2) ry loloko ô (2) br Afaka iray volana aho dia hiverina indray br Ry loloko ô (2) ry loloko ô (2) br Eo anilanao no mitoetra


User: AmiUniKool

Views: 44

Uploaded: 2007-03-07

Duration: 05:00

Your Page Title