Raha tia mozika - Tovo Jhay

Raha tia mozika - Tovo Jhay

Raha tia mozika br br Tovo J'hay : br Te mba hiara hikalo aminao aho br Hitondra hafanana vaovao aho br Izay ilay tsy ahafoizako anao br Ilay tena tiako any aminao br br Rehefa mba mangingina aho indraindray br Ilay endrikao no indro eo br Mameno fo sy reko feo br Mibadabada tsy mety miato br br Poopy : br Tsaroako foana ilay fanao ahy br Ireo teny mambabo fo br Tsy mba foiko tokoa br Miverimberina foana ao antsaiko tato ho ato br br Lalie : br Lay resatsika omaly br Mamelovelo tsy mampatory ahy br Ka n'aiza n'aiza misy anao any ho any br Hijery anao aho na androany androany br br Ref : br Raha toa ianao ka tia mozika br Dia mba hiara hikalo aminao aho br Raha toa manerika na mangatsika br Hitondra hafanana vaovao aho br Tolory tanana aho rehefa tonga any br F'izay ilay tsy ahafoizako anao br Tolory tsiky iray tsy misy ahiahy br Ilay tena tiko any aminao br br Malala : br Tsahivintsika kely aloha iray minitra br Ireo kely rehetra efa vita hatrizay br Natao tamin'ny fo niraisantsika br Mitondra ny fiainana ho avy izay mbola tsy hita br br Nanie : br Tsikaritro fa tsy ianao ihany no tojo fisainana toy izany br Mieritreritra lasa vinany br Maniry tontolo vaovao tena tonga lafatra br br Bodo : br Matotra angamba ny androany br Sanantria tsy hanihany br Lazaiko zaraiko aminao izay efa niainako hatrizay br br Ref : br Raha toa ianao ka tia mozika br Dia mba hiara hikalo aminao aho br Raha toa manerika na mangatsika br Hitondra hafanana vaovao aho br Tolory tanana aho rehefa tonga any br F'izay ilay tsy ahafoizako anao br Tolory tsiky iray tsy misy ahiahy br Ilay tena tiko any aminao br br Sambatra ianao izay br Tony fo sy fanahy br Mahay mandray, mahay miara dia br Toy ny olona mifankatia br br Ref : br Raha toa ianao ka tia mozika br Dia mba hiara hikalo aminao aho br Raha toa manerika na mangatsika br Hitondra hafanana vaovao aho br Tolory tanana aho rehefa tonga any br F'izay ilay tsy ahafoizako anao br Tolory tsiky iray tsy misy ahiahy br Ilay tena tiko any aminao br br Dia ho sambatra izaho sy ianao


User: AmiUniKool

Views: 22

Uploaded: 2007-03-07

Duration: 05:47

Your Page Title