Randrantelo - Fihavanana (A/C: Mahaleo)

Randrantelo - Fihavanana (A/C: Mahaleo)

FIHAVANANA br br Raha mila fanampiana ianao br Raha misy tsy mety ny atao br Tsarovy aky e! fa any ho any br Misy namanao tena tia br br Miandry fotsiny br Miandry pi-maso br Miandry ny ho kopahin-tanana br Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso br Satria izany no tena namana br br Raha misy zava-mampahory br Ka mila tsy ahitan-tory br Tsarovy aky e fa any ho any br Misy namanao tena tia br br Mahantra sy osa br Mahantra harena br Kanefa kosa tsy tia tena br Fa vonon-kanampy satria tia br Tsy mitady valiny sanatria br br Raha mahatsiaro irery ianao indraindray br Raha marary kanefa tokana iray br Tsarovy aky e fa any ho any br Misy namanao tena tia br br Tsy irery ianao br Raha misy mahatsiaro br Ka ny alahelo atsaharo br Fa na ali-mikitroka o br Na oram-baventy br Ho avy tsy ho ela aho br Fa vetivety br br Fihavanana tsy ravan'ny taona br Fa madio sy mamiratra foana br Tsarovy aky e fa any ho any br Misy namanao hatrany hatrany (bis)


User: ♫ndr♫in♫

Views: 246

Uploaded: 2014-05-18

Duration: 03:11

Your Page Title