Poopy sy Bodo - Ny Tiako Rehetra

Poopy sy Bodo - Ny Tiako Rehetra

Ny teny atsipinao,br Izay niniako tsy ho re,br Toa tsapako eto anio, ny fahamarinanybr Ny tolotolotraobr Tsy nahataitra hatramin'izaybr Dia fantatro eto anio ny lanjanybr br Hatramin'izaybr Tsy nisy naha-rototra ahybr Satria ianao teo foana,teo anilakobr Nihevitra aho fabr Na inona fitrangany eobr Ianao efa napetraka ho ahybr br Nefa izao, toa tampoka foanabr Nilaozanao aho, tsy ankitenybr Mipenipenina ny foko irerybr Fa tsy eo ianao vao fantany fa ilainybr br O! ny fisianaobr Tsy nohalaliniko hatrizaybr Satria nataoko ho efa izay ny làlanabr Ny mety ho hevitraobr Tsy noheveriko satriabr Jambenan'ny fitiavan-tenako ahobr br Nefa izao, toa tampoka foanabr Nilaozanao aho, tsy ankitenybr Mipenipenina ny foko irerybr Fa tsy eo ianao vao fantany fa ilainybr br Ka mamelà ahy,br Raha misy fihetsiko indraindraybr Nampisy alahelo ao am-ponao aobr Mamela ahy,br Henoy na tsy mendrika,br F'izaho tsy feno raha tsy eo ianao!


User: jefra

Views: 33

Uploaded: 2007-06-12

Duration: 06:18

Your Page Title