Tif a Tif, mankalaza ny faha-15 taona

Tif a Tif, mankalaza ny faha-15 taona

Hiaka-tsehatra ao Antsahamanitra ny tarika Tif a Tif ny alahady 22 martsa ho avy izao. Hetsika izay tafiditra indrindra ao anatin'ny fankalazana ny faha-15 taona ny tarika. Hisy ny hira vaovao ho ventsoina, ary tsy manalavitra ny gadona nahafantarana ny tarika Tif a Tif hatrizay ny ho heno. br br I Micky, Jessy sy Chriscy, mpikambana ao amin'ny tarika, dia mampanantena fa ho hafa kely ny hetsika amin'ity indray mitoraka. Hisy ny seho an-tsehatra miavaka.


User: Orange actu - www.orange.mg

Views: 7

Uploaded: 2015-03-07

Duration: 06:55