Gangstabab "Tsy mbola nihoarako ny fefy"

Gangstabab "Tsy mbola nihoarako ny fefy"

"Ianao iny". Sangan'asa vaovaon'i Gangstabab mifono hafatra amin'ny fomba mivantambatana. Tsy mivoana amin'ny efa nahalalana azy hatramin'izay ny mpanakanto. br br Ho an'ny olona sasany, somary mandratra sofina matetika ny sangan'asan'i Gangstabab. Ho azy anefa, tsy mbola nihoarany ny fefy. br br Ankehitriny, miezaka mametraka ny maha-mpanakanto azy i Gangstabab, miala amin'ny endrika "mpananatra" izay zary notafiany noho ny hevitra fonosin'ny hirany.


User: Orange actu - www.orange.mg

Views: 7

Uploaded: 2015-08-14

Duration: 19:07

Your Page Title