Eric Manana -Ny Zanako

Eric Manana -Ny Zanako

Ny zanako mantsy ka zanakobr Izy no hany fananakobr Izy no tompon'ny aikobr Mpadidy sy tena mibaikobr br Nilomako rano tsy tianabr Namoizako ireo fifalianabr Niankinako rindrina irerybr Fa tsy nilako mpijerybr br Ny zavatra vitan'ny tanakobr Dia nataoko mba ho an'ny zanakobr Ka na inona loza mihatrabr Ny zanako tsy mba hahantrabr Aina avy amin'ny ainabr Ka tsy foiko, tsy foiko hiferin'aina.


User: jefra

Views: 67

Uploaded: 2007-09-26

Duration: 02:57

Your Page Title