Eric Manana -Afindrafindrao

Eric Manana -Afindrafindrao

Roy e roy e roy e ry lahy!br Midola tsy ketra'ketrak'ilabr Midola tsy amin-tsavony mavo rajobr Midola mitongom-baky "mauvais"br Mitari-pasika mody ka tsy tiakobr Lazondazom-boakanzo nankalaobr Lazondazom-pitia nanadalabr Tiavo ny havanao Ramatoabr F'izaho aza ariana sombiniaikobr ieh! Azy ny azy e!br Eny veloma ihany 'zany havako br 'zany eny veloma!br br Eny ekeko fa marina izanybr Raha ianao peratrabr Izaho ratsan-tananabr Ianao no endrikobr Izaho bikanao sombiniaikobr Aza dia miavonavona ry kalabr Aza dia tsy miteny ho'aho ianareobr Raha tsy tianareo anie ahobr Atero eny antsasa-dalana aho mba hodybr Eh! Azy ny azy e!br Eny veloma ihany 'zany havako br 'zany eny veloma!br br Eny ekeko fa marina izanybr Tavohangy raha mihilanabr Tohanako lantinoarabr Ise kely raha mihilanabr Tohanako latin-tsandry moramorabr Eh! Azy ny azy e!br Eny veloma ihany 'zany havako br 'zany eny veloma!br br Eny ekeko fa marina izanybr Tranonay sy malalabr Manao atsimo sy avaratrabr sioka tokana dia mivoakabr Kopa-damba dia lasa "rendez-vous"br Ondaondano kely anie aho ry patrobr Fa marary ny an-dohakobr Fa naninona no narary ?br Tsy niala vazo-boana ka narary e !br Eh! Azy ny azy e!br Eny veloma ihany 'zany havako br 'zany eny veloma!br br Eny veloma masina ny atybr Teny Antananarivo izahaybr Arivo tratry ny taonabr Tetsy Ambatonakanga izahaybr Nahazo akanga nivady o!br Ary teny Ambohimanga izahaybr Namangy an' Ikaky sy Nenybr Itondray tamotamo aho hotamotamokobr Itondray sakarivo aho hirivorivokobr Paraky mahery izahay rebr Ka tsy hohanin' olon-jejo.


User: jefra

Views: 72

Uploaded: 2007-09-26

Duration: 04:03

Your Page Title