Tsaroany BODO

Tsaroany BODO

Izy niezaka ery br Tsy hamoha ilay fitia br Nefa resy lahatra br Ka dia lasa tia br br Fa nahafinaritra azy hono br Ilay alin’ny fialam-boly br br Tsaroany foana br Ianareo nihaona br Indray lohataona br Izao ny sainy sy ny fony br Tsy nahatombona intsony br br Nefa indrisy br Fa ianao ilay nandrasany br Tsy nanisy br Lanja akory ilay fitiavany br br Ilay doboky ny fonao br Izy teo an-tratranao br br Tsy adinony fa tsaroany br Iriny mbola hitohy br Nefa dia izay, izay no vita br Satria, iny ianao no tsy hita br br Nivezivezy nitady anao br Nirediredy ny anaranao br Nitady fomba izay atao br Ahitana anao (x2) br br (X2)


User: delit_cious

Views: 26

Uploaded: 2008-01-10

Duration: 04:19

Your Page Title