JOHARY TE HO SOA

JOHARY TE HO SOA

Un grand Merci à Maneva pour la parole!!! br br Te ho soa br br Fitia tsy vorindra br Tsy nety hafana ny fo br Nikasa hifindra, hanova famindra br Fa mba te ho soa br Efa leo ny mihafy br Fa tratry ny herika mafy br br Ka mila hazavana br Mitady ny mety kokoa br Lasa tsy tana, br Fa mba te ho soa br Handositra ditra br Fa be ny ratra sy ditra br br Chorus: br Ka indro ny tanako br Hanome ny anjarako br Hanoro, ankahery br Ny havia sy ny havanako br Hamihina ny havako br Raha sendra ka very br br Koa aza sondrina br Ho lavitra ny aleha br Ahazo ny irina, ho sendra ny tiana br Fa ny tsiny efa be br Mahitsia ,Mahereza br Enga nie mba hateza! br br Izaho tsy havanana br Raha toa ka resaka br Ahasahirankirana br Raha toa kosa ka fitiavana br Dia ananako betsaka br Azo hivalamparana br br Chorus (x2) br Ka indro ny tanako br Hanome ny anjarako br Honaro, ankahery br Ny havia sy ny havanako br Hamihina ny avako br Ianao tsy ho irery


User: boutax76

Views: 82

Uploaded: 2008-04-02

Duration: 04:39

Your Page Title