MARION TSY MBA MANDAO

MARION TSY MBA MANDAO

De la bonne ZIK!!!"Tsy mba mandao" c'est le titre phare de l'album de Marion!Un chanteur exceptionnel!Des bonnes heures d'écoute et de détente pour vous! br br Nolazainao avokoa br Izay rehetra tao am-ponao br Toa tsisy niery na nihafina ho ahy br Ireo lalana nodiavinao br br Fantatrao koa izay momba ahy rehetra br Fantatrao irony hadalako br Hay ilay fitia toa tsy mba nanam-petra br Ianao tsy mba nanary ahy br br Nanjary zatra ny fo fa br Ianao dia tsy mba mandao br Ireo hadisoina efa vita br Inoako navelanao br Na mafy anie izany dia br Tena maro izay mbola tsy hita br Tiako mba tsy hiova izany br Fiarahana tena mamy br br Ianao no mba nitarainako raha br nisy ireo zavananjo br Ianao no mba niady foana ho ahy br Izay tsy vitako intsony br br Inona moa no mba nisaorako ireny br Toa tsy ho voavaliko akory br Raha sendra ka ao ireo br Hohafoiko ho anao irery br Ho anao izay rehetra ato am-po br Nanjary............ br br Anefa aza kivy ianao na tomany br Hahery ho tojo ny mamy br Ho hafoiko hatramin'ny aiko br Ho eo foana aho ho vonon-kiahy br Fa anao irery ihany br Nanjary...........


User: boutax76

Views: 59

Uploaded: 2008-04-25

Duration: 05:26

Your Page Title