MARION ANILANAO

MARION ANILANAO

Rnb tena tsara!Ezaka manokana ny nametrahana tononkira mba hankafizanareo azy kokoa!!!Miala tsiny raha somary misy diso kely e! br br Nataoko ihany angamba ny azo atao br Hoentiko nanadinoana anao br 'Reo fahatsiarovana nisy taloha navaloko br br Nitady olon-kafa 'zaho nasolo anao br Nefa tsy haiko ihany br Mbola tianao foana aho, mbola miandry anao br Ka tsy haiko ny atao. br br Anilanao ihany angamba ny hahatsara ahy br Ny anilanao no mba nahitako hafanana br Ka dia ho eo foana aho, tia anao hihanta eo anilanao br Na ny andro nanjombona namirifiry br Na namiratra foana izy na nampangatsiaka br Fa teo foana ianao, tonga mitalaho br Hoe aza mandao br br Hatramin'izay tsy nahateo anao toa alahelo foana br Nanjary hakiviana feno fahoriana izany fiainako br Mila anao foana aho, miandry anao, aza ariana br Ka mba mitalaho, raha azo atao br Mba ho eo... br br Anilanao ihany angamba ny hahatsara ahy br Ny anilanao no mba nahitako hafanana br Ka dia ho eo foana aho, tia anao hihanta eo anilanao br Na ny andro nanjombona namirifiry br Na namiratra foana izy na nampangatsiaka br Fa teo foana ianao, tonga mitalaho br Hoe aza mandao br br Mbola miandry anao foana aho br Miandry anao ny toeranao br Koa mba lazao izay sitrakao na holavinao br br Efa nifanantena izaho sy ianao br Fa tokony hoe tsy hisy hifandao br Aza avelanao irery foana aho br Aza dia avelanao hisento aho br Fa te mba ho namanao br br Anilanao ihany...


User: boutax76

Views: 48

Uploaded: 2008-04-25

Duration: 04:02

Your Page Title