MARION MBOLA HO AVY

MARION MBOLA HO AVY

Nohezahana nasina tononkira hanampy anao @ fakanfizanao ity hira tena tsara ity!Boutax... br br Raha misy alahelo anatinao br Avy fa aza manahy ahy br F'reo sorisory sy ahiahy br Lazao anie f'izaho mbola eto ihany br br Mbola hameno ny hafanana, br Hamelona hazavana br Hanafo sy hanoroka br br Avia, avia an-tratrako br Raha misy ny manjo br F'izaho dia tsy ho sahy hanary anao br Na ho sarotra br br Fa efa voasoratra ato am-po br Ireo teny manambara fitia br Ny hoe hisaraka tsy tonga tato anaty br br Ny voadiko dia ny faty ihany no hanasaraka br Ka dia matokia.. br br Avia, avia... br br Mbola ho avy ny andro, br Ho avy ny fotoana br Dia hifarana hatreo ny tomany br Ka mahandrasa aloha fa ho hitantsika br Tsy ho ela intsony br ouh, ouh, ouh br br Avia, avia an-tratrako (ouh, Avia aza mananahy...) br Raha misy ny manjo (eh, yeah, ouh ...) br F'izaho dia tsy ho sahy (Ny andro sisa iainako...) br hanary anao(eh, eh, oh...) br Na ho sarotra (Aza manahy ianao...) br br Avia...


User: boutax76

Views: 27

Uploaded: 2008-04-25

Duration: 04:57

Your Page Title