MARION FOTOANA MAMY

MARION FOTOANA MAMY

Une des meilleures chansons de Marion!Laissez vos "com" ou notez la video si vous aimez ....ou pas!!Merci et à bientôt pour d'autres clips!!! br br Manontany aho fa n'fonao angamba efa leo br Mangina tsy nahitana feo f'izao ity no toa miteny irery br Mampanahy ahy ihany izay zavatra miseho br Mivadika tsy toy ny hatrizay ilay fihetsika mba nasehonao ahy br Manontany tena aho hoe nahoana? br F'isan'andro ianao mba nitsiky teny foana br Ka lazao re aho raha mba sitrakao androany br Fa raha ny ao anatiko ao br Mangetaheta aho miandry hatrany br br Ianao irery no mbola tiako dia efa ampy ahy br Ireo adalana efa nariako hanampy anay br Fa fotoana mamy nifampizarana hatrizay br Angamba tsy hodianao tsy ho hay br Ny marina nafoiko omeko anao br Izao rehetra izao raha azoko mba natao br Ianao irery no mbola tiako dia efa ampy ahy br Tsy izao re no handidy raha lasa enao re dia andao fa tsy manahy br br Tsisy teny na hoe entiko andresen-dahatra anao br Tsofiko rano raha nahita vaovao ( ianao no tiako anefa akory atao) br Ekeko fa tia aho anefa atao ahoana br Fitiavana tsy atao an-tery br Omeko hafa rehefa tsy ho ahy irery br Rediredy ny ahy, anefa aza atao mampanahy br Fa tena lasa miahiahy, tsy omenao tsiny raha toa mitalaho br br Ankehitriny aho lasa tena tia anao br Ankehitriny aho mangaina sy mitalaho br br Ianao irery.... br br Fa mbola ahy ihany, ahy irery dia tonga aho hitomany br Ianao irery ihany angamba no afaka hiteny br Ilay amponao tsy milaoka, nofihininao irery br Ka raha azonao hatao dia aza avela br Fa ny aty efa niandry efa hatry ny ela br Mba niezaka namantatra aho toa very br Ny asehon'ny masonao tsy milaza ny dikan'ny ao amponao velively br br Ianao irery....


User: boutax76

Views: 32

Uploaded: 2008-04-25

Duration: 04:54

Your Page Title