Antso ho anao (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)

Antso ho anao (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)

Raha misy ratram-po na azom-pahoriana ianao br Dia làlana lalovana io mba hanefena anao br Na dia mavesatra aza tsy hanariana ny finoana br Ho maivana aminao rehefa Jeso no antsoina br br Tsarovy koa fa maro no mivavaka ho anao br Izay efa niharam-pahoriana mafy toy izao br Iray no nitokiany dia Jeso izay tsy mandao. br Hampody ny haizina mba ho maraina vaovao.


User: SaryMahefa

Views: 11

Uploaded: 2008-05-01

Duration: 04:33

Your Page Title