neny tiako bodo (dadah)

neny tiako bodo (dadah)

Hiran'ny Dadah zay navaozin'i Bodo atolotra ho an'i Neny rehetra!! br br Avia Neny tiako eto ampofoko br Eto antsandriko ankavia mba ho akaiky ny foko br Etsy,etsy hoesoriko ireo volofotsy br Hitantarako angano ianao, sady haraiko rotsirotsy br br Avia Neny tiako eto ampofoko br Eto antsandriko ankavia mba ho akaiky ny foko br Etsy,etsy hoesoriko ireo volofotsy br Hitantarako angano ianao, sady haraiko rotsirotsy br br Ny adidy tsy efanao mbola tianao hotoizana br Tsy mahatsiaro hasasarana tsy mahalala vizana br Mihisakisaka mila hotorovana br Aok'izay fa ianao ilay niaro indray no mba mila fiarovana br br Avia Neny tiako fa aza miahiahy br Ny ataoko anie, sombiny ny vitanao hatrizay br Etsy, hotatanako fa ela lanaka br Ny aina no mateza fa hifampitaiza isika mianaka br br Ny adidy tsy efanao mbola tianao hotoizana br Tsy mahatsiaro hasasarana tsy mahalala vizana br Mihisakisaka mila hotorovana br Aok'izay fa ianao ilay niaro indray no mba mila fiarovana


User: boutax76

Views: 114

Uploaded: 2008-05-09

Duration: 05:27

Your Page Title