Salomon - Hary elatra

Salomon - Hary elatra

Hary elatra (Naly Rakotofiringa)br br Hary elatra hianao ka handaobr Hanaraka 'lay nofinidy tena sarobidybr Tsy iza izany fa 'lay vady tianabr 'Lay nofinofy kanjo tanteraka ankehitrinybr br Hary elatra hianao hisidina ambonybr Hisakambina, hifampitantana amin'ilay tianabr Paradisa ny tany hoy ny sainabr Marina izany kanefa koa ndeha holazaina :br br Maro no mitady haminganabr Mitady handrava ny fanambadianabr Maro ny fakam-panahy misarikabr Hanatona an-drafahorianabr Eo indrindra no ilànabr Ny fandaozana an-drafahazazanabr Saina matotra sy tony, fo natolotra ny fonybr Olon-droa efa iray mandrakizaybr br N'inona misakan-dalànabr Mitady handrava ka hamaha ny tadybr Ampiasao ny fitiavanabr Sy ny fifampahatokisan'ny mpivadybr TANDREMONAO MISOTASOTAbr TEZERA NEFA AZA MANOTAbr Raha sendra resy izy ampiobr Tsarovy f'io fitiavana iobr Dia mandra-maty sy voadinareo mivady


User: ♫ndr♫in♫

Views: 24

Uploaded: 2008-07-31

Duration: 02:49

Your Page Title