AMBONDRONA "FAHA -5" SAINO

AMBONDRONA "FAHA -5" SAINO

Chanson issue du dernier album audio d'Ambondrona "faha -5" avec un tout petit montage video "juste pour le plaisir de partager!"Merci harimialy pour la parole! br br Mambabo ny fanahy 'zay rehetra ataonao ahy br Tsy hoe inona na koa hoe ahoana br 'Reo fakam-panahy, mahamay br Mandoro ka tsy tantinao avelao ho tsiny ihany br Tazoninao ny soa sy tsara tsy mety hanandratsy br br Ho anao ihany (no hanoratako ) br Ty soratra hitoetra (any aoriana) br Ny tenanao ihany ('zay no ambarako) br Fiainana manam-petra, Sainonao br br Atao ny tsy hiteny! raha misy ny tsy mety br Diso ndray anefa ra zany no iainana br Mananatra ny hendry aho raha sitrakao de avelao br Hilaza ny ao am-po sy saina na mangidy na mamy ny miaina br Tazoninao ny soa .............


User: boutax76

Views: 35

Uploaded: 2008-08-26

Duration: 04:09

Your Page Title