Vonjy et al. - aza matahotra

Vonjy et al. - aza matahotra

Isaia 41:10 - br Fiv. :br Aza matahotra ianao, fa homba anao Ahobr Ary aza mierikerika f’Izaho no Andriamanitraobr Mampahery anao Aho, sady mamonjy anaobr Mitantana anao @ tanan-kavanan'ny fahamarinako Ahobr br Aza matahotra f’Izaho no voaloha sy faranybr Aza matahotra ianao ary minoa fotsiny ihanybr Na dia efa maty aza Aho dia indro mbola velona indraybr Ary izay rehetra mino Ahy ho velona mandrakizaybr br Fiv….br br Amin’ny fo no teny no ahazoana fahamarinanabr Amin’ny vava no hanekena hahazoana famonjenabr Ka na dia kely toy ny voatsinampy ny finoanaobr Izay dia ampy handrodana ny tendrombohitr’olanabr br Tsy misy maharombaka zay am-pelantananybr Miravoa f’Izy hiaro anaobr Fa Izy tsy mba ela dia ny fikasanybr Matokia fa Izy homba anaobr Ny lanitra sy ny tany levona avokoabr Fa ny tenin’ny Tompo tsy ho levona mandrakizaybr br Fiv….


User: ♫ndr♫in♫

Views: 8

Uploaded: 2008-09-24

Duration: 04:13

Your Page Title