AMBONDRONA 5 - AMPY AHY

AMBONDRONA 5 - AMPY AHY

Nalaina izy ny hiantso indray br Te ho any aho anefa tsy sahy br " zarako aza tsy hita hintsony ianao" br Avelako ho tapitra any br Sao izay ko no mba tiany atao br Na ny saiko aza tsy taitra amin'izany br br Tsy hanery azy aho na hanontany br Manaiky koa aho rehef'izany, no hitany fa mety ho azy br Dia hionona ny saina br Andeha aho hiala amin'izay br F'izany ve no miandry ahy? br Ampy izay, ampy ahy br br Ny ratràm-po ho vita eo ihany br Ny fotoana eo hanampy ahy br Tsy hifanerena sanatria na tsapaina br F'ho hita eo ihany br Avela hivalona rehefa izany koa no efa tiany atao br Fa ny fitiavana tsy atao an'izany br br Ambo-po ihany ve ny ahy br Tsy ho tsiny anefa izany br Ny fiainana mitohy hatrany br Tsara tso-drano ...


User: boutax76

Views: 25

Uploaded: 2008-10-24

Duration: 03:40

Your Page Title