Laurent Rakotomamonjy - Ny adala

Laurent Rakotomamonjy - Ny adala

GLR : Ny ADALA br br Ny adala no manao anakam-po hoe tsy misy Andriamanitra br Kanefa milaza mitory sy mino fo tonga any an-danitra br Ny mpanompo sampy va re mba handova ny fiainana mandrakizay ? br Diniho ny lalana sy ireo didy 10 navoaka fahiny nomen’ Andriamanitra Ray br Tsy misy natao tsy hahalala tsy akory fa izao re no marina br Ny minia misaina ny zavatra diso tsy saro-patarina br Ireo no atao hoe mizotra amin'ny lalana be mahafinaritra br Tsy fantany mantsy ny faran’izany fa tomany lava sy sento maharitra br br Koa raha misy milaza ny zavatra diso fa tsy mba ny marina br Dia olom-boafidin’ingahy losifera io fa saingy namboamboarina br br Fiv : br Ry fatra –mpandiso ô diniho re ny zavatra atao br Andriamanitra ihany no mihevitra izay momba anao br Izao no tsarovy sy ataovy ao an-doha br Fa ts’isy ny lanitra iray faharoa br Ry fatra-pandà ô tsinjovy ny fanahinao br Ny heloka vita ifony ary koa ibebao br Izao no tsarovy sy ataovy ao an-doha br F’izay no tadiavin’ny Tompo Jesoa br br Ny zava-drehetra dia nisy namorina matoa vanona br Tsy lavina izany fa marina loatra ka tsisy hokianina br Jereo ny tanety ny rano ao an’ony sy ireo tendrombohitra br Fa misy tsy nisy mpanao hono ireny br Hoy ny vava sy tenin’ny fatra-mpanohitra br Koa raha misy mpitory izay tsy mba milaza ny zavatra marina br Dia sari-bakolin’i belzaboba io fa saingy br Saingy namboamboarina br br Fiv : ….


User: ♫ndr♫in♫

Views: 16

Uploaded: 2008-12-03

Duration: 02:56

Your Page Title