Ny Railovy - Volan'ny kamboty

Ny Railovy - Volan'ny kamboty

Ny Railovy : Volan'ny kamboty br br Iny volana iny br Tazanay manarangarana eo br Itambaram-betsovetso br Hafaliana sy tomany br br Volana mitranga br Eo am-baravarakelinay br Tsy hitafana fifaliana br Fa mamoha ny fahoriana br br Any ho any anefa br 'Zao rehetra 'zao mahita anao e br Volana ô ! Lazao, lazao br Fa ny eto mitalaho br br Efa ampy izay br Ilaozy ny varavaranay br Avelao ho maizina eto br Ny torimaso kelinay.


User: ♫ndr♫in♫

Views: 87

Uploaded: 2008-12-04

Duration: 04:51

Your Page Title