Laurent Rakotomamonjy - Ifonako

Laurent Rakotomamonjy - Ifonako

IFONAKO br br Ray ô! ifonako aminao anio br Ny hadalàna efa vitako Ray ô br Taminao dia taminao br Taminao no nanotako Ray ô ô br Ifonako br br Ray ô! ifonako aminao anio br Mandohalika anatrehanao aho Raiko ô br Ray ô! Iza intsony moa br no hamela ny helok' efa vitako br Afa tsy ianao, k'ifonako br br Mahery loatra anie ny adim-panahy br Ny adin-tsaina koa mandreraka ahy br Mitambatra avokoa br Mavesatra ao an-doha br Matetika no mampamoy fo br Kanefa feno fandrika avokoa br Ny làlana alehan'ny tena a a a a br br Soa fa mbola tao Hianao br Eny hataramin'izao br Ka mbola ity aho Andriamanitra, Ray ô! br An-dranomaso no anehoko ny fifonako br Ka mamelà ny hadisoako ianao br br Raha toa ety,tsy misy mila ahy intsony koa br Dia aiza indray moa no alehako Ray ô! br Raha miala izay mety mandao br Matoky aho Raiko tia, fa mbola manana anao br Hanampy ho ahy.


User: ♫ndr♫in♫

Views: 45

Uploaded: 2008-12-06

Duration: 03:38

Your Page Title