Willah - Ho ahy (Dô Rajohnson)

Willah - Ho ahy (Dô Rajohnson)

HO AHY br br Efa lalim-paka ato am-poko ilay fitia br Ka aza avelanao hangaina irery br Fa raha toa ianao no mbola miahiahy br Ny hivadika aminao sanatria br br FIV : br HO TSAPANAO FA TIAKO IANAO br TIAKO IANAO ARY HO DORIA br TSY HIFANDAO TSY HO KILALAO br TIAKO IANAO KOA DIA MATOKIA br br Ilay ora sy fotoana izay tsy ahitako anao br Tsaroako ho very an-tany efitra aho br ‘Reo hira kalokalo izay fanaontsika roa br No hany sisa hampitony fo br br FIV… br br Ho sasatra eo ireo mikotaba br Mikasa ny hanimba sy handrava br Fa reko tsapako ato anaty br Ilay fitia tsy mety ho maty….


User: ♫ndr♫in♫

Views: 62

Uploaded: 2009-01-18

Duration: 03:54

Your Page Title