Rija & Lily - Tsara iafaràna (Bessa)

Rija & Lily - Tsara iafaràna (Bessa)

TSARA IAFARANA br br Miriorio foana ny angidina br Tsy mankaiza tsy akory f'izay no fombany br Misavoamboana dia midina br Ka mianjera any an-kady rehetra any br br Vola no maha-be rehareha br Ka mazàna jamba ny maso voatakony br Nefa mibirioka fandeha br Zohin-tsiny lava ka tsy mba madio br br Kendreo izay ataonao br Saino lanjalajao br Mandalo ihany izao rehetra izao br Fidio ny mba ho soa br Nefa tandremo koa br Sao diso aoriana ka voa br br Harena sy voninahitra br Rendrarendra tsy hita ifandafarana br Fa mbola hafa maharitra br Ny fitiavana tsara hiafarana br br Feo : Rija sy Lily br Tonony : BESSA


User: ♫ndr♫in♫

Views: 70

Uploaded: 2009-02-05

Duration: 03:25

Your Page Title