Toe-draharaha 2002... 2008

Toe-draharaha 2002... 2008

TOE-DRAHARAHA 2002 br br Mbola tsy fahita br Teto amintsika br Ny mampiasa dynamita br Ho fitaovana politika. br br Ny tetezan'ao Ifanadiana Ifatihita br Ambohimandroso Mangoro br Behenjy Mampikony Antanandava br Sy ny sisa br Napoaka tamin'ny dinamita ! br br Tsy ho tafita br Ny fiainantsika br Jereo fa ravan'indray anie br 'Zay kely vita. br br N'aiza n'aiza eto an-tany br Misy toe-draharaha toy izany br Ny vahoaka hatrany hatrany br No matimaty foana sy mijaly. br br Tsy ho tafita br Ny fiainan-tsika br Jereo fa ravan'indray br 'Zay kely vita. br br Volamena vatosoa br Misy marobe tokoa br Olom-bitsy ihany moa br No mahazo tombotsoa. br Izy milalao safira br Manarampo am'ity plezira br Ny an'ny vahoaka br Zoridira ! br Raha mba milaoka br Vaingan-tsira ! br br Ny vahoaka malagasy br Efa leo ny mihafihafy br Ka mijoro sy mitraka br Handroaka ireo mpanjakazaka.


User: Tsimiziva

Views: 8

Uploaded: 2009-02-08

Duration: 03:56

Your Page Title