Andriamanitra ô! - VETSON-KIRA

Andriamanitra ô! - VETSON-KIRA

Andriamanitra ô,Andriamanitra ô br Miantso anao aho te hihaona aminao.(Bis) br Hatramin'ny maraina no niantsoako anao br Mangetaheta anao izany fanahiko br br Andriamanitra ô,Andriamanitra ô br Miantso anao aho te hihaona aminao.(Bis) br Ny tany karakaina omeo ny orana br Ny foko mitaraina fa te hahita anao. br br Iriko anie ry Tompo ny ho eo anilanao br Ibanjina isanandro ny voninahitrao br br Andriamanitra ô,Andriamanitra ô br Miantso anao aho te hihaona aminao.(Bis) br Fa ianao no aina mamelombelona br Fa ianao ry Ray ô no hasambarako br br Andriamanitra ô,Andriamanitra ô br Miantso anao aho te hihaona aminao.


User: Masombahiny

Views: 20

Uploaded: 2009-02-08

Duration: 03:39

Your Page Title