Bodo ft Poopy - Tena tia

Bodo ft Poopy - Tena tia

TENA TIA br br Toa tsy mahagaga br Ny toetranao efa malaza fa br Mora tia vao, avy eo mora lao br Toa tsy mahataitra br Ny fombanao na dia tsy laitra br Fa andrakandramanao izao rehetra izao br br Toa mora adino, mora lefy avokoa br Toa haitraitra ihany fa tsy matotra ity fo br F’izany tsy mahasakana ahy br Ny mbola ho tia anao br Fa raha ny momba ahy br br Efa matotra, raha ny fitiavako anao br Zany angamba no antony br Mahatonga anao tsy ahafoy ahy br br Indraindray variana aho br Raha iny ianao ka manakiana ahy br Tsy ahitako izay rariny ny ambaranao br br Indraindray anefa br Ianao ilay noheveriko efa nilefa tany br Indro miverina indray br Toa tsy mahasaraka ahy br br Fa haitraitra ihany mora lefy avokoa br Fantatrao ihany ny mampilamina ny fo br K’izay no tsy mahasakana ahy br Mbola ho tia anao br Fa raha ny momba ahy br Efa matotra, raha ny fitiavako anao br Zany angamba no antony br Mahatonga anao tsy ahafoy ahy br br Marina fa tsy misy ny lafatra br Mbola eto ihany miandry br Miandry anao br br Saingy tsy hitanao br Saingy tsy hitanao nohon’ny hambom-po br br F’izany no tsy mahasakana ahy br Mbola ho tia anao br br Efa matotra, raha ny fitiavako anao br Zany angamba no antony br Mahatonga anao tsy ahafoy ahy br br Mbola ity eto ihany br Ka manantena sy miandry hatrany br Hiova ho hendry ianao br Ho fitia vaovao br br BODO ft POOPY br br A une personne qui se reconnaîtra tout simplement…


User: delit_cious

Views: 15

Uploaded: 2009-03-01

Duration: 04:59

Your Page Title