Tsaroako Tanora Taratry ny Famonjena Betafo

Tsaroako Tanora Taratry ny Famonjena Betafo

Ny fiainana ety tsy mba toy ny ary br Fa mandalo, mielina tsy malina br Tsaroako tokoa fa ny fahasoavanao br No itantananao ny fiainako br br Fanantenana no mameno fo br Na tsy azo ialana ny ady ety br Ny fitiavanao, ô ry Tompo Tsitoha br No andrandraina, antenaina tokoa Tompo ô! br Tena saina matoky tsy manahiahy br No iarahako aminao.


User: razokybe

Views: 10

Uploaded: 2009-03-06

Duration: 04:04