Te ho Any Aminao - Raboussa

Te ho Any Aminao - Raboussa

Androany ah' ry jôba vao masoratra ho andry br Fa mabola taraiky aty an tany lavitra aty br Misôra d somary lasalasa vinany br Mahatsiaro andry d ôtrany may amina tany br Dia miezaka ny tsy hi satimaka fa tsy mety voafetra br Mampanembona zay itany masoko retraretra br Matadidy 'lay tanako @ vatanao misafosafo br ‘Lay tsikinao tsisy mapanana iny vidiko lafo br Mahatsiaro anao ah d ôtrany avy nikafoum br Mifandipatra ny lelako tsy aiko zay kôzy tononina br Za mino fa any andro de any volana any taona br Enao tsy ho lavitra tsony fa akaikiko eo fônafôna br Fa androany enao lavitra nefy tsy misy azoko atao br De hirahira sisa no itambarako aminao br Raha enaonao ty de asio fo mitempo anakiray br Dia tadidio fa mahatsiro anao zay le kôfyboay br br Tiany ho tsapanao lay teny kely teo zay br F'izy ne tena tia anao br Te ho any aminao izy e !! br br Ndray andro any an ry jôba ho tonga eny @ tanana br Dia averiko ndray le tsika roa mitambatra hafanana br Dia asinao sento milaza fitia tsy mety ho lany br ho ataoko tsapanao zany fitiavana zany br ‘Lay teny roa revenao kôziko avy ato ampoko br @ ilay fiakanjoko ndraindray lazaina ho jiolahim-boto br Dia ny manodidina matetika manakihana br Tsy koi zany ny zavatra enjehana vao maika azahona fiany br Mba andinihana , fa tsika ndray tsy afaka miady br Ny olana rehetra sedraina fa tsy hisaraka sahady br Dia ianao ho anay dia zah natokana ho andry br Sarotra saharana fa fitia atakalo fitia br fa androany enao lavitra nefy tsy misy azoko atao br de hirahira sisa no itambarako aminao br raha enaonao ty de asivo fo mitempo anakiray d tadidio fa mahatsiro anao zay le kôfyboay br br tiany ho tsapanao lay teny kely teo zay br f'izy ne tena tia anao br te ho any aminao izy e !!!


User: n.n. aka neny

Views: 7

Uploaded: 2009-03-11

Duration: 04:28

Your Page Title