1947, tsy nanekentsika ny gejan'ny Frantsay

1947, tsy nanekentsika ny gejan'ny Frantsay

29 marsa br br NY TANTARAbr br ...Fa raha tsy nisy Menalambabr Mbola aiza ianao angamba?br Raha tsy nisy Vi-Vi-Eso,br Ny lalam-bita hoe refeso!br Raha tsy nisy sandry tapakabr moa ianao ho olon'afaka?br Ny fahafahanao androanybr Nisy maty ho an'izany.br (Rado 091269 notsongaina tao amin'ny Dinitra p. 120)br br Ry Malagasy, miraisa hina hanohitra izay mety ho fanjanahana amin'ny endriny vaovao ankehitriny sy ny fangejana ataon'ireo firenena vahiny. Masina i Madagasikara, masina koa ny Tanindrazana. Mijoroa isika hiaro ny Fiandrianam-pirenena.


User: MPIVAHINY

Views: 55

Uploaded: 2009-03-26

Duration: 00:59

Your Page Title