Ndriana Ramamonjy - Misaotra Anao zahay.

Ndriana Ramamonjy - Misaotra Anao zahay.

1tantara 29:13 - br Misaotra Anao zahaybr br Misaotra Anao izahay ry Ray noho ny fitiavanaobr Ny haizin-kitroka nisy ahy indro fa nidiranaobr Dia hazavana lehibe no indro fa naposakaobr Ka ravoravo ery ny fo izay midera Anaobr br Fiv : br Inona ary no havaliko Anao ?br Noho ireo soa efa narotsakaobr Dia hazavana lehibe no indro fa naposakaobr Ka ravoravo ery ny fo izay midera Anaobr br Na dia tsy mendrika ry Ray ireto te-hidera Anaobr Dia notoloranao tokoa ny fanavotan-dehibebr Na dia mahantra aza re dia novidian’ny zanakaobr Tamin’ny ràny izay madio mba ho isan’ny Anaobr br Fiv : -----br br Dia menatra tokoa ry Ray hifanatrika Aminaobr Kanefa noho ny zanakao dia indro fa manantona ahobr Manery ahy izany foko resin’ny fitiavanaobr Ilay fo maniry mafy Anao ka indro hanjakaobr br Ndriana Ramamonjy et al.


User: ♫ndr♫in♫

Views: 520

Uploaded: 2009-06-06

Duration: 04:31

Your Page Title