Y-zit Fo Mijaly

Y-zit Fo Mijaly

Y Zit - Fo Mijaly br br Misentosento loatra, potika ny fobr Niandriandry loatra, nivakivaky lohabr Nefa ianao tsy hitako eo an'ilako eobr Lasalasa teo, ny fitiavanaobr Tsy eno ity feo, fo miantso anaobr Tsy ho rava ity fitiavako anaobr br Fiverenana: [center]Ny aiko dia tsy hilaza hanadino anaobr Ity zanantsika mampatsiaro anaobr Rehefa mijery azy, ianao no itakobr Rehefa misakambina, ny tananao no tsampako[center]br br Fo mijaly no miantso anaobr Fo mitia no tiako omena anaobr Tsy hisy hanakana , tsy mety levonabr Ny toerana nomeko anaobr br Nandefa taratasy, tsy misy valin-tenybr Tena very saina mantsy, fa tsy sahy mitenybr Ny hany hery ny fitondran' ny ao ambonybr Miantso anao ry Ray, omeo ahy ny herybr Ny sitram-ponao ahiko, ho soa fa ny ao am-pokobr Dia fantaro fa tena mbola tena mila Anaobr br Fiverenana...br br Raha izay sedram-piainana mandalo fotsiny ihanybr Ka na be ny adin-tsaina mandreraka sy mampiondrika amin'ny tanybr Ny safidin'ity foko, efa mitempo ho anaobr Ka tsy hisy hibaiko, n'iza n'iza no mitenybr br Fiverenana...


User: Lil Gasy

Views: 133

Uploaded: 2009-07-09

Duration: 04:00

Your Page Title