MADAGASIKARA MAMINTSIKA - MADAGASCAR QUE NOUS CHERISSONS

MADAGASIKARA MAMINTSIKA - MADAGASCAR QUE NOUS CHERISSONS

HIRA FANEVA - MADAGASIKARA MAMINTSIKAbr br Feno dimampolo taonabr Ny Fahafahan’ny Malagasybr Ny Ho avy tsara tsara no andrandraina izaobr Satria ny tsara sitraka Andriamanitrabr br Andao amin’izay, andao amin’izaybr Hifanolotra fitiavana amin’ny fo hahasambatrabr Fotoana izao, fotoana izaobr Hanondrontan’avo ity Nosy mamy itybr Andao amin’zay, andao amin’zaybr Samy hanome ‘zay tsara indrindra ho tolotrabr Fotoana izao, fotoana izaobr Hanondrontan’avo ity Nosy mamy itybr br Hasandrato ny Ambompo-pirenenabr Ka ny tombontsoa ny Nosy no jerenabr Masina loatra koa ny Firenenabr Ka nde ‘zay tsara indrindra no omenabr br Mpamorina : MAX EXCEPTION


User: AmiUniKool

Views: 1

Uploaded: 2010-06-13

Duration: 03:04

Your Page Title