Raiso Jesosy - Fefi

Raiso Jesosy - Fefi

Raiso Jesosy ô! F’omeko avokoa br Mba hanompoako, Anao ny fiainako br Tsy asiako fetra, tsy ho faritako br Fa aoka Iana no ho mpanapaka br br Raha mbola avelanao, hitempo ao anatiko ao br Lay foko zay nomenao, mba hamelombelona ahy br Dia hitsangana aho, ka hiasa izao mba ho Anao br Ka esory amiko ny ahiahy... Jesosy ô! br br Mba hiantako aminao, tokoa Jesosy ô! br Ampionony re, ny fahatezerana amiko br F’efa fantatrao sy tsy miafina eo aminao br Saiky kivy ity mpanomponao... Jesosy ô! br br Ambarako eto indray, ho ren’izao rehetra izao br Ny dina sy ny voady, fa ekeko ny ho irakao br Nefa tsy ho tanteraka anie Jeso br Raha tsy omban’ny Fanahy Masinao...


User: Masombahiny

Views: 11

Uploaded: 2010-11-06

Duration: 06:24

Your Page Title