Poopy Vavaka

Poopy Vavaka

Na sarotra ny lalana alehabr Tsy ahasakana ahy tsy handehabr Na henjika na latsa eso koa,tsy mampaninona ahybr Navesatra ny efa nentikobr Toky foana no nasetrikobr Tsy taitra aho f'ireo zay ratsy lohabr Sy nampivadi-po ho tsinotsinonabr br Tompo o ankiniko aminaobr Ny fiainako sy izay rehetra mikasika ahybr Aoka ianao hitantana tsy handaobr Ninoninona hanjo,na ho sarotra tokoabr Matoky anao aho ka tsy manahybr br REF:matoky anao zahaybr miandry ny marinabr fantatray ianao fa tsy miangatra tompo obr miandrandra anao zahaybr miandry ny rarinybr tsy manahy ny fanahy manana anao


User: Gasy1989

Views: 77

Uploaded: 2010-12-03

Duration: 05:37

Your Page Title