Jamba Aminao LÔLA

Jamba Aminao LÔLA

Jamba Aminao (Lôla) br br Ny tean moa tena tia ka de adala br Manaiky izay milazainao tsy miambahamba br Zarako aza ianao mba maname fotoana br Faly ery ty foko fa andeha ihaona br Kinanjo zavatra toa nilatsaham baratra aho br Nareo mifamihina be tazako teo ôô br br Refrain: br br Nataonao kilalao br Ilay fitiavako efa jamba taminao br Nanino aho natao toy izao br Teo voa tsapa fa br Fialan tsy mahita no nanaova nao ahy br Fena fay, fay, fay, fay br br Zaho tsy hiantso tody ilay olo tiana br Tsy hay mansy zay fiova ny am...Pitso br Fa mbola manantena aho...foano… br Anohasako izay fivadiky ô br Tsy hay kosehina ato br Fa ny tia ray ianao br Latsapaka Loaha tsy azoatao ôô! br br Ref: (3fois) br br Nataonao (3fois) br Kilalao he he ô br Te vao tsapa fa (2fois) br fialan tsimahita no nanaovamao ahy br Tena fay, fay, fay, fay br br Merci à Vola.


User: randriantsara

Views: 135

Uploaded: 2006-10-01

Duration: 05:16