Eny - AMPIFITIA

Eny - AMPIFITIA

ENY – Ampifitia br br Dia arakarakan'ny handrosoanay br Manao ny asanao, Ray ô no ahatsapanay e br Fa romotra aminay e, vinitra aminay tokoa br Lay satana ratsy e, ‘lay be lolom-po br Lay fahavalon'ny asanao ry Ray Tsitoha br Fa manao izay ho hafany manakana anay br Tsy hanompo Anao izay Andriamanitray e br Ny hanaovanay « eny » dia ho mandrakizay br br Fiv. br Raha momba ny asanao (eny e) br Ekenay atao (eny e) br Na iza ho be lazao (eny e) br Ny eninay tsy ho lao (eny e) br Fa ny anay dia eny moa, dia am-bava sy am-po br Eny ho doria, hitory Anao Jesoa tia br Ka na iza handrafy anay, noho ny asanao Ray br Ho reraka eo izy f'izahay tsy ho kivy br Tsy ho resy fa hitory hatrany ny fitiavanao br br Fa arakarakan'ny hitorianay br Anao tokoa Jesô no hitomboanay hery br Finoana miavosa e Toky tsy kanosa, br Ireo no enti-mandresy 'lay devoly fetsy br Satana mangidy mpanao ambozizy br Ka mahatoky Anao zahay br Hiady ho anay handresy fahavalo mitady hampimalo br Finoanay izao dia handresy toa Anao br br Fiv....


User: ♫ndr♫in♫

Views: 97

Uploaded: 2011-03-22

Duration: 05:00

Your Page Title