Faniry RAELISON - Neny

Faniry RAELISON - Neny

Extrait "Coulisse" du 100911 : NENYbr Neny masoandro lalainabr Mpandrotsy ny sombin’ny ainabr Nandritry ireo volana folobr I Neny no nanolokolobr Tsy nitaraina no malainabr Niharitra ireo havizananabr Nisotro ny rano tsy tianabr Niharitra ireo fahorianabr Nitrotro nibaby nitaizabr Nitondra ahy hatraiza hatraizabr br Raha mitomany dia Nenybr No mandrotsirotsy ao am-babenybr Omeko ny vali-babenybr Hajaiko ny teny nomenybr ‘Reo hafa(tra) napetrany kosabr Ho toy vy ataoko tontosabr br Neny masoandro lalainabr Mpandrotsy ny sombin’ny ainabr Nandritry ireo volana folobr I Neny no nanolokolobr Tsy nitaraina no malainabr Niharitra ireo havizananabr Nisotro ny rano tsy tianabr Niharitra ireo fahorianabr Nitrotro nibaby nitaizabr Nitondra ahy hatraiza hatraiza


User: ♫ndr♫in♫

Views: 84

Uploaded: 2011-09-10

Duration: 02:49

Your Page Title