Ndriana RAMAMONJY et al. - Moa Jesosy va tsy ahy ?

Ndriana RAMAMONJY et al. - Moa Jesosy va tsy ahy ?

Matio : 6-13br br Moa jesosy va tsy ahy ?br br Na mandalo ady sarotra aza ahobr Moa Jesosy ve tsy ahybr Aroko sy mandako sady tokikobr Na hisesy eo anoloako aza moabr Zay mety ho fakam-panahybr Mampandresy ahy hatrany Jesobr br Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahybr Ary koa mbola miaro sy mitantana ahybr Na hisesy eo anoloako aza moabr Zay mety ho fakam-panahybr Mampandresy ahy hatrany Jesobr br Na ambinina aza ireo ratsy fanahybr Moa Jesosy ve tsy ahybr Tsy mba hierikerika aho, tsy hanana ahiahybr Na ety an-tany na an-danitra anybr Tsisy iriko tahaka Azybr Vatolampy sy anjarako Izybr br Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahybr Ary koa mbola miaro sy mitantana ahybr Na ety an-tany na an-danitra anybr Tsisy iriko tahaka Azybr Vatolampy sy anjarako Izybr br AC : Ndriana RAMAMONJY


User: ♫ndr♫in♫

Views: 55

Uploaded: 2011-09-22

Duration: 02:38

Your Page Title