Malagasy - Vorona ô

Malagasy - Vorona ô

Vorona o! mba mivilia hitondra bitsika any br Vorona o! harivariva an-tanin'olona aho br Ampitandrano(x2) re! no misy anay br Jereo fa vitsika momba kitay br K'ity manafatra anao br br Vorona o! mba hivilio ilay akaniko any br Vorona o! hatopatopan-dranomasina izy izay br Jereo fa nosy misaritsarin-tongotra hankavia br Tsy takatr'antso ka e! mba vimbino br Ity teny fohy hoe tsy adino br br Tsy ditrany hono hoe no nandaozany ny akany maminy iny br Tsy antery anefa fa nafaitra loatra ilay fitenin'ny havany iny br Tsy tantiny tokoa ka notinafiny famoizana ny ela br Tsy vato anie ny fo f'injao mitepo ihany vonona hifamela br br Luc & Mahery ( BARIJAONA )


User: AmiUniKool

Views: 34

Uploaded: 2006-11-10

Duration: 02:51

Your Page Title