Hay teo foana i Kristy - Jocelyn Ranjarison

Hay teo foana i Kristy - Jocelyn Ranjarison

Hoy Jesosy: "Tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka." br Lioka 5:32 br br "Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany" Jaona 1:12 br br Fatra-pitady hafaliana br Taloha aho, tamin-java-boarara br Ka ny tsiniako ireo loza, mpahazo ahy br Tety an-tany br Niraiki-po tamin'ny tany aho br Mandram-pianjerako nitsirara br Tamin'io indrindra anefa br No niantso ahy Ilay mpiandry tsara. br ref: br Hay teo foana i Kristy (x2) br Niandry ahy izay nania br Hay teo foana i Kristy. br br Tsy hita intsony ireo rendrarendra br Izay namitaka ahy br Haiko izao ny làlan-tsara br Ka hizotra aho tsy amin\\'ahiahy br Ny fiainako isan\\'andro br Miarak'Aminy dia mamy éry br O! Indrisy raha fantatro br Tsy nampiandrasiko mihitsy i Kristy. br br Hay teo foana i Kristy (x2) br Niandry ahy izay nania br Hay teo foana i Kristy.


User: Masombahiny

Views: 4

Uploaded: 2012-01-08

Duration: 03:10

Your Page Title