Ny Mpitory - Faniriako (FF 39 : R. Andriamiadanarivo)

Ny Mpitory - Faniriako (FF 39 : R. Andriamiadanarivo)

Faniriako br br Ray ô! mba faniriako, br Raha toa ka sitrakao br Ny handova lanitra br Dieny ety an-tany br Kanefa tsy izaho irery br F’ireo izay mino Anao br Hiaraka amiko br Hatrany hatrany. br br Fiv : br Endrey ny fiainanay anilan-dRay br Ny Tompo iray, fanahy iray br Iraisana avokoa ‘reo asa soa br Iray ny fo, iray ny loha br Ray ô! Nahoana moa e? br Raha atomboka anio br br Ray ô! mba faniriako br Raha toa ka sitrakao br Ny ho zanaka manoa br Feno fahendrena br Hilofo hatrany koa br Hamita ireo asanao br Ka tsy hirehareha br Fa hanetry tena.


User: ♫ndr♫in♫

Views: 36

Uploaded: 2012-01-21

Duration: 03:53

Your Page Title