Lilie & Luk - Fitia vita voady (Romule)

Lilie & Luk - Fitia vita voady (Romule)

Fitia vita voady (Romule)br br Ny fitia, fitia vita voady mandra-maty ho doriabr Sanatria tsy ankoso-bolamena na mamiratra jerenabr Bararata noladinim-bahy ka mifaningotra hatranybr Fa fitia hiaraka eto an-tany na ho tsiky na tomanybr br Ny fitia, fitia vita voady volamena vita sedrabr Dina vita sikotra ao anaty, tsy mba taitran-drendrarendrabr Voin-tenan’izay tsy tia, te handrava hankahalabr fa fitia, fitia ho doria tsy mahataho-mpanadalabr br Na ho sarotra aza re ny dia, tsy hiova sanatriabr Na ho semban-drahona azabr Nofy izay ho lefy lazabr Mafy orina ny anay, ho doria mandrakizaybr Ka ny fasana no fetra amin’ny andronay rehetra


User: ♫ndr♫in♫

Views: 67

Uploaded: 2012-01-22

Duration: 03:00

Your Page Title