Liva - Ry ampitso

Liva - Ry ampitso

Ry ampitso…!br Romulebr br Ry ampitso mifono ny zava-tsy fantatrabr Hivimbina sento sa fitserana ho ahy br Satriko ianao tsy hatao ankamantatra ééébr Fa ndrao mafy loatra ny vetsom-panahy.br br Ry ampitso mitondra ny tsiambaratelobr Ambarambarao re fa aza anafenana br Hafaliana sa embona mamelovelo ?br No hokoboninao ambany elatraobr br Ny tenako torovana ny fiainana etobr Ifampitoloman’ny andro sy ny alinabr Ny saiko dia vizana mivetsovetsobr Misedra ny faran’ny habaka lalina ôôbr Eny ry ampitso natao ianteheranabr Mba misy fetra ihany ve? itony fitserana.


User: ♫ndr♫in♫

Views: 8

Uploaded: 2012-01-25

Duration: 03:09

Your Page Title