Ny Kalo - Dieny mbola velona (A/C : Julien RASIMANN)

Ny Kalo - Dieny mbola velona (A/C : Julien RASIMANN)

Maty lohataona ve? vao fonosina valovitranabr Rovi-damba ririnina tsy nomena tapa-jiafotsybr Ny taolana mbola ho rava ny nofo dia mbola hihitsanabr Velona tsy olom-pantatra ve? ka maty vao Ramalalabr br Maty fararano ve? vao totoina ny vary rojobr Tapa-kibo fahavaratra roy tsy tsipazana fotsimbarybr Ny olona tsy mitovy anie ny hendry tsy mifanojobr Ny latsalatsa-kavana roy mavesatra mahararybr br Karazana tany avy aiza? no mbola hitsangananaobr Tsarovy fa n’aiza n’aiza mivahiny izao isika izaobr Novolaina avy tamin’ny tany nizarana fofon’ainabr Raha mivadika mbola ho tany ny lena dia mbola ho mainabr br Ny lamban' ny fitiavana roy no manendrika ka hitafiobr Fa ny landy ‘zay tsara tenona ao am-pasana tsy madiobr Lambamena roa sosona tsy mahasolo ny adidy tsy hefabr Tsarovy ity androm-piainanao fa masoandro mirefarefabr br Karazana tany avy aiza? no mbola hitsangananaobr Tsarovy fa n’aiza n’aiza mivahiny izao isika izaobr Novolaina avy tamin’ny tany nizarana fofon’ainabr Raha mivadika mbola ho tany ny lena dia mbola ho mainabr br :-)


User: ♫ndr♫in♫

Views: 78

Uploaded: 2012-02-22

Duration: 02:39

Your Page Title