Ny Mpitory - Soa aho (A/C: Pasteur Rahagalahy ANDRIAMIADANARIVO)

Ny Mpitory - Soa aho (A/C: Pasteur Rahagalahy ANDRIAMIADANARIVO)

Soa aho nampahoriana br Mba hianarako ny fahendrena br Fa ireny no niara-niasa, no nanefena br Saina, vatana, fanahy mba handresena br Soa hoa voazaha toetra br Tamin’ny fahoriana izay nafaitra br Ny fanantenako mafy orina br Ny fifaliako tsy ho levona br br Fiv.: br Faly aho, ravo aho, ka hira no ventsoiko br Saotra, dera ho Anao Mpamonjiko br Fiderana no eo am-bavako br MANDRAPAHAFATIKO !!! br br Manana ady tsara aho br Dia hany ady tsaran’ny finoana br Fa fanahy no mibaiko hoe “tanteraho” br Dia ho azonao tokoa ny fandresena br Indro ny famonjena br Asalotra ahy mba ho fitahiana br Satro-boninahitra fahamariana br Io no tombokase ny fiainana br br Fiv.


User: ♫ndr♫in♫

Views: 324

Uploaded: 2012-06-30

Duration: 03:16

Your Page Title