Nofy - Lalatiana (New Clip)

Nofy - Lalatiana (New Clip)

Nanonofy anao aho tamin' izaybr Mitsingevana ambony hono ianaobr Rahona no hipetrahanaobr Ny kintana ataonao kilalao...br br Nanonofy ano aho tamin'izaybr Tànana no natolotraobr Handray ahy ho eny aminaobr Ny kintana ataontsika kilalao...br br Avia aty hoy ianaobr Ho ety ambony rahonabr Fa ety no homeko anaobr Homeko anao izao tontolo izao...br br Dia nifoha tamin'izay ary ahobr Niandrandra aho nitazana anaobr Hay nanonofy anao fotsiny ahobr Nitsiky kely aho ...br Raha mba teo tokoa mantsy ianao..


User: Masombahiny

Views: 225

Uploaded: 2015-03-24

Duration: 05:10

Your Page Title